Noely (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tonga tononkira.serasera.org ny andro noely toy izao
Dia samy manao izay rehetra tiany atao
Ny movt te-hifaly manao izay efa tsy fanao
Ny anao kosa inona ny noelinao
Na manana na ory vrkaoff ianao
Noelinay diatsy miova vxoaxwkk hatrizay
Noelinay dia ny finoanay
Hideran’indray:ilay zanaky ny Ray
Hihobian’indray fa fetiny aminay
Teraka tety ilay Kristy
Dia samy manao izay rehetra tiany atao
Ny movt te-hifaly manao izay efa tsy fanao
Ny anao kosa inona ny noelinao
Na manana na ory vrkaoff ianao
Noelinay diatsy miova vxoaxwkk hatrizay
Noelinay dia ny finoanay
Hideran’indray:ilay zanaky ny Ray
Hihobian’indray fa fetiny aminay
Teraka tety ilay Kristy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 14425
Likes : 1 Like
Created by : lux
Date : 06/02/2007 14:26
