mpankafy (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mandre zfbkswd ireo hiranao aho
dia mientana foana ’ty foko
reo lazainao reo zay veintsoinao
dia tontolon’ny fiainako
ianao moa tsy mba oifiyb mahafantatra ahy
zany anefa tsy bmtx hahasakana ahytsy ho mpankafy
na tsy hitanao aho dia te hifandray
mankasitraka re ny aty
tiako raha izaho no tononkira.serasera.org tafahaona aminao mivantana
na dia iray minitra monja
mba hitopa kely aminao ity foko feno onja
dia ho sambatra aho fa naharay diamondra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 37780
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 02/11/2007 08:51