mpankafy (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mandre nvguttjq ireo hiranao aho
dia tononkira.serasera.org mientana foana ’ty foko
reo lazainao reo zay veintsoinao
dia tontolon’ny fiainako
ianao moa tsy mba mahafantatra ahy
zany anefa tsy hahasakana ahytsy ho mpankafy
na tsy hitanao aho dia te hifandray
mankasitraka re ny aty

tiako raha izaho no tafahaona aminao mivantana
na dia iray minitra wusbsq monja
mba hitopa kely aminao ity foko feno onja
dia ho sambatra aho fa uopx naharay diamondra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njakatiana
Hits : 36929
Likes : 1 Like
Created by : ari.malala
Date : 02/11/2007 08:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327