Mitia anao (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An an an!
Tsy tsapanao tokoa ny ato anatiko ato
Tsy haiko koa, tsy fantatro fa marary ahy ny aiko
Ianao efa nitia, tononkira.serasera.org efa tapitr'ohatra malalako ô
Izaho nitia nisento toa ... hummm ..!
Raha fotoana kely tsy maha eo anao
Toa very, malemy ka tsy hita izay atao
Mitady ilay fitia ddcjoy ho tonga eo no ho eo
Rahavako ô
Izaho akia, misento toa ... hummm ..!
Tiako ianao, Tiako loatra ianao mba ho fiainako
Adala ve aho raha toa mitia tahaka izao
Eny tokoa, ianao no fanafodiko
Tiako sgukym ianao, Tiako loatra bpnus ianao mba ho fiainako ...
Raha fotoana kely tsy maha eo anao
Toa very, malemy ka tsy hita izay atao
Mitady ilay fitia hotonga eo no ho eo
Malalako ô
Izaho akia, misento toa ... hummm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 1816
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tynede
Daty : 18/06/2021 17:15