Mitia anao (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An an an!
Tsy tsapanao tokoa ny ato anatiko ato
Tsy haiko koa, tsy fantatro fa marary ahy ny aiko
Ianao efa nitia, efa tapitr'ohatra malalako ô
Izaho nitia tononkira.serasera.org nisento toa ... hummm ..!
Raha fotoana kely tsy maha eo anao
Toa very, malemy ka tsy hita izay atao
Mitady ilay fitia ho tonga eo no ho eo
Rahavako ô
Izaho akia, misento toa ... eaxyofiv hummm ..!
Tiako ianao, Tiako loatra ianao mba ho fiainako
Adala ve aho raha toa mitia tahaka izao
Eny tokoa, ianao no fanafodiko
Tiako ianao, Tiako loatra ianao mba ho fiainako ...
Raha fotoana kely tsy maha eo anao
Toa very, malemy ka tsy hita izay atao
Mitady ilay fitia hotonga eo no ho hrdxasff eo
Malalako ô
Izaho akia, icpzcolf misento toa ... hummm

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 1760
Likes : 0 Like
Created by : tynede
Date : 18/06/2021 17:15