Fo Vato (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy miova tsy afindra
Efa fo vato ny ahy
Na ny saina amam-panahy.
Ianao no tiako indrindra
Fa tsy mba nahasarika ahy
Ireo izay toa anao fa tononkira.serasera.org sahisahy.
Raha ny hasambarana
Sy fifaliana
Dia tsy nisy fa,
Miandry anao foana aho
Ho tia anao foana aho
Na dia tsy mba miraika mtbqox hatrizao
Raha toa ka hisy na tsy hisy izany
Raha mbola tany koa ny tany
Ny faniriako anao dia tdxczcmc tsy ho lany ...
Tsy miova tsy afindra ...
Miandry anao foana aho
Ho tia anao foana aho
Na dia tsy mba miraika hatrizao
Raha toa ka hisy na tsy uzqd hisy izany
Raha mbola tany koa ny tany
Ny faniriako anao dia tsy ho lany ...
Njakatiana
Efa fo vato ny ahy
Na ny saina amam-panahy.
Ianao no tiako indrindra
Fa tsy mba nahasarika ahy
Ireo izay toa anao fa tononkira.serasera.org sahisahy.
Raha ny hasambarana
Sy fifaliana
Dia tsy nisy fa,
Miandry anao foana aho
Ho tia anao foana aho
Na dia tsy mba miraika mtbqox hatrizao
Raha toa ka hisy na tsy hisy izany
Raha mbola tany koa ny tany
Ny faniriako anao dia tdxczcmc tsy ho lany ...
Tsy miova tsy afindra ...
Miandry anao foana aho
Ho tia anao foana aho
Na dia tsy mba miraika hatrizao
Raha toa ka hisy na tsy uzqd hisy izany
Raha mbola tany koa ny tany
Ny faniriako anao dia tsy ho lany ...
Njakatiana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 15931
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : dd
Daty : 24/10/2006 18:45
