Fo Vato (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy miova tsy afindra
Efa fo vato ny ahy
Na ny saina amam-panahy.

Ianao no tiako indrindra
Fa tsy mba nahasarika ahy
Ireo izay toa anao fa sahisahy.
Raha ny hasambarana
Sy fifaliana
Dia tsy nisy srkbn fa,

Miandry anao foana aho
Ho tia anao foana aho
Na dia tsy mba miraika hatrizao
Raha toa ka hisy na tsy hisy izany
Raha mbola tany koa ny tany
Ny faniriako anao dia tsy tononkira.serasera.org ho lany ...

Tsy miova tsy afindra ...

Miandry chddxez anao foana aho
Ho tia anao foana aho
Na dia tsy mba miraika hatrizao
Raha toa whjxpe ka hisy na tsy hisy izany
Raha mbola tany koa ny tany
Ny faniriako anao dia tsy ho lany ...

Njakatiana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njakatiana
Visites : 16209
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : dd
Date : 24/10/2006 18:45
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.05