fitia tsy mety diso (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hay tohaina ny andro nifandimby
Ao an-tsaina ny vita sy finidy
Ny lalana malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
Raha ny natao sy nekena
No itodihana jerena
tononkira.serasera.org Dia iriko azo ahitsy
Hikatsahako ny TSIKY
Fiv: Izao rehetra izao raha azoko natao
Iriko mba hiova
amhxlf Na fahadisoana sy loza
Fa nekeko tsy ho diso izay efa niriko
Ny fitia nokoloiko tato ampoko.
Tsy hay tohaina ny andro nifandimby
Ao an-tsaina ny vita sy finidy
Ny lalana vabzfytq malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
ybvp Raha ny natao sy nekena
No itodihana, jerena
Dia inoako azo ahitsy
Hikatsahako ny TSIKY
Ao an-tsaina ny vita sy finidy
Ny lalana malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
Raha ny natao sy nekena
No itodihana jerena
tononkira.serasera.org Dia iriko azo ahitsy
Hikatsahako ny TSIKY
Fiv: Izao rehetra izao raha azoko natao
Iriko mba hiova
amhxlf Na fahadisoana sy loza
Fa nekeko tsy ho diso izay efa niriko
Ny fitia nokoloiko tato ampoko.
Tsy hay tohaina ny andro nifandimby
Ao an-tsaina ny vita sy finidy
Ny lalana vabzfytq malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
ybvp Raha ny natao sy nekena
No itodihana, jerena
Dia inoako azo ahitsy
Hikatsahako ny TSIKY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 12386
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DR
Daty : 30/04/2004 01:23
