fitia tsy mety diso (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hay tohaina ny andro nifandimby
Ao an-tsaina ny vita sy finidy
Ny lalana jjwhcpem malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
Raha ny natao sy nekena
No itodihana jerena
Dia iriko azo ahitsy
Hikatsahako ny TSIKY
Fiv: Izao rehetra izao raha azoko natao
Iriko mba hiova
bzgfwcq Na fahadisoana sy loza
Fa nekeko tsy ho diso izay efa niriko
Ny fitia nokoloiko tato ampoko.
Tsy hay tohaina ny andro nifandimby
Ao an-tsaina ny vita tononkira.serasera.org sy finidy
Ny lalana malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
Raha gmoj ny natao sy nekena
No itodihana, jerena
Dia inoako azo ahitsy
Hikatsahako ny TSIKY
Ao an-tsaina ny vita sy finidy
Ny lalana jjwhcpem malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
Raha ny natao sy nekena
No itodihana jerena
Dia iriko azo ahitsy
Hikatsahako ny TSIKY
Fiv: Izao rehetra izao raha azoko natao
Iriko mba hiova
bzgfwcq Na fahadisoana sy loza
Fa nekeko tsy ho diso izay efa niriko
Ny fitia nokoloiko tato ampoko.
Tsy hay tohaina ny andro nifandimby
Ao an-tsaina ny vita tononkira.serasera.org sy finidy
Ny lalana malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
Raha gmoj ny natao sy nekena
No itodihana, jerena
Dia inoako azo ahitsy
Hikatsahako ny TSIKY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 12385
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : DR
Date : 30/04/2004 01:23
