Avelao aho hitia (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nahita anao
Toa tsy nisy intsony teo ’zao tontolo izao
Babo avy hatrany
Tsy te-hahalala izay miandry
F’aleo tononkira.serasera.org aho, aleo gyfg aloha aho hitia
Ianao toa niahiahy
Aza asesikao izay momba ahy
Fa fantaro kely tbhoykho aloha ’ty fo adala tokoa
K’aleo aho, aleo aloha aho hitia ... anao.
Izaho anie tsy taitra fotsiny amin’izao
Fa tena tia anao aho matoa sahy mitalaho
Aza dia matahotra loatra izay hoavy
Fa ny ahy, hajaina daholo
Alamina avokoa, fa izao aloha:
Avelao aho hitia anao
Dia mba ho tony ny ao anatiko ao
N’inona n’inona ’zay mbola eritreritrao
Avelao aho aloha hitia anao!
Ianao toa niahiahy
Aza asesikao izay momba ahy
Fa pkwdnec fantaro kely aloha ’ty fo adala tokoa
K’aleo aho, aleo aloha aho hitia ... anao.
Izaho anie tsy taitra fotsiny amin’izao
Fa tena tia anao aho matoa sahy mitalaho
Aza dia matahotra loatra izay hoavy
Aza manahy, hajaiko daholo
Izaho anie tsy taitra fotsiny amin’izao
Alamina avokoa, fa izao aloha:
Avelao aho hitia anao ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 39188
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 08/02/2004 07:52