Anaro aho (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niezahako ny tsy hahasarika ahy
Hitsiriritra anao
Nefa ny foko mitady handresy ahy rehefa eo ianao
Nihafiako koa ny tsy hibanjina foana
Hanopy maso anao
Fa misy hery maimai-poana
Anaty masonao
Nefa izaho tsy rlza afaka ny hanan-droa
oh hey eh oh ouh oh
Miady ny saiko
Tena mahavaky ny loha
Ka iangaviako ianao ho mpananatra tononkira.serasera.org ahy
Dia mba tsy hahalasa anao ho fakampanahy
Raha toa ka ianao mantsy no mba miteny ahy
Dia tsy maintsy hanaiky aho satria
Tiako anao
Nihafiako koa ny tsy hibanjina foana
...
Ka hfxmifzs tsy maintsy hanaiky cihb aho satria
Tiako ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 38948
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/10/2002 19:41