Anaro aho (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niezahako ny tsy hahasarika ahy
Hitsiriritra anao
Nefa ny foko mitady handresy ahy rehefa eo ianao
Nihafiako koa ny tsy hibanjina foana
Hanopy maso anao
Fa misy hery maimai-poana
Anaty masonao
Nefa izaho tsy afaka ny hanan-droa
oh hey eh oh ouh oh
Miady ny saiko
Tena mahavaky ny loha
Ka ntofyt iangaviako ianao ho mpananatra ahy
Dia mba tsy hahalasa anao ho fakampanahy
Raha toa ka ianao mantsy no mba miteny ahy
Dia tsy maintsy hanaiky aho satria
Tiako anao
Nihafiako koa oyzzref ny tsy hibanjina tononkira.serasera.org foana
...
Ka arvs tsy maintsy hanaiky aho satria
Tiako ianao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 39793
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/10/2002 19:41