Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Namako (Njakatiana sy Luc)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry namako o ,Izao ny ety,
Sakanan tsy andeha , tiany ho voafehy
Dia mahonena, ka aleo tsy tononkira.serasera.org jerena
Ry namako o rrkv ,izao ny ety,
Alentika indray , raha mba milay
Ataovy ny atao, Fa tsara ny anao
Izay rehetra adala, Hahalala
(Refrain)
Ny soa vitanao tsy ho very maina
fmzw F izay no ilaina
Ireo ezakao, Ilay finiavanao , tsy anenenanao
Na iza tsy tia , Na iza anaratsy
Ny tsara tsy ldzcdh ho faty
Ny ao ambonintsika no Mahita izay vita
Sakanan tsy andeha , tiany ho voafehy
Dia mahonena, ka aleo tsy tononkira.serasera.org jerena
Ry namako o rrkv ,izao ny ety,
Alentika indray , raha mba milay
Ataovy ny atao, Fa tsara ny anao
Izay rehetra adala, Hahalala
(Refrain)
Ny soa vitanao tsy ho very maina
fmzw F izay no ilaina
Ireo ezakao, Ilay finiavanao , tsy anenenanao
Na iza tsy tia , Na iza anaratsy
Ny tsara tsy ldzcdh ho faty
Ny ao ambonintsika no Mahita izay vita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Njakatiana sy LucVangy : 1265
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nolybela8
Daty : 26/01/2024 08:37
