Ry Namako (Njakatiana sy Luc)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry namako o ,Izao ny ety,
Sakanan tsy andeha , tiany ho voafehy
Dia mahonena, ka aleo tsy jerena
Ry namako o ,izao ny ety,
Alentika indray , raha tononkira.serasera.org mba milay
Ataovy ny atao, tvltyiwi Fa tsara ny anao
Izay rehetra adala, Hahalala
(Refrain)
Ny jlgofnkb soa vitanao tsy ho very maina
F izay no ilaina
Ireo ezakao, Ilay finiavanao , tsy anenenanao
Na iza tsy tia , Na iza anaratsy
Ny tsara tsy ho faty
Ny ao ambonintsika no xovehied Mahita izay vita

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Njakatiana sy LucVisites : 1402
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nolybela8
Date : 26/01/2024 08:37