Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Namako (Njakatiana sy Luc)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry namako o ,Izao ny ety,
Sakanan tsy andeha , tiany ho voafehy
Dia mahonena, ka aleo tsy vgdpfopa jerena
Ry namako o ,izao ny ety,
Alentika indray , raha rmqw mba milay
Ataovy ny tononkira.serasera.org atao, Fa tsara jwdymz ny anao
Izay rehetra adala, Hahalala
(Refrain)
Ny soa vitanao tsy ho very maina
F izay no ilaina
Ireo ezakao, Ilay finiavanao , tsy anenenanao
Na iza tsy tia , Na iza anaratsy
Ny tsara tsy ho faty
Ny ao ambonintsika no Mahita izay vita
Sakanan tsy andeha , tiany ho voafehy
Dia mahonena, ka aleo tsy vgdpfopa jerena
Ry namako o ,izao ny ety,
Alentika indray , raha rmqw mba milay
Ataovy ny tononkira.serasera.org atao, Fa tsara jwdymz ny anao
Izay rehetra adala, Hahalala
(Refrain)
Ny soa vitanao tsy ho very maina
F izay no ilaina
Ireo ezakao, Ilay finiavanao , tsy anenenanao
Na iza tsy tia , Na iza anaratsy
Ny tsara tsy ho faty
Ny ao ambonintsika no Mahita izay vita
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Njakatiana sy LucHits : 1330
Likes : 0 Like
Created by : Nolybela8
Date : 26/01/2024 08:37
