Mirary soa (Nissi Cherèlle)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha ianao namako
Handeha hitady izay mahasoa
'zahay aty tsy hanadino
Fa aza manahy
Mivavaka ho Anao isanandro
'Reo fiarahana hatrizay
Tsy natao handalo ihany
Fa mitoetra am-po tokoa
' reo fotoana mamy
Dia ho tsaroina, ho kaloina
Ireo rehetra nampiray
Ref: Mirary soa ho npklh anao hatrany hatrany eeh
Sy Fitahiana fahasoavana tsy ho lany
Hombam-pitahian' I Jesoa
Ka ireo anatry ny Ray aman-dreny eh
Hazony mafy, ataovy hery gzpcuyee f'aza avela eh
fa hanampy anao izy ireny (2x)
ooh oohh (oouh aza avela)
Refrain : Mirary soa........
Izao no tsarovy hoe Jesosy Tia vrjjp anao
mijery anao miahy anao, manampy anao
ka hazony tononkira.serasera.org ny finoanao Fa aza avela (aza avela)
Refrain : Mirary soa....... (2x)
Handeha hitady izay mahasoa
'zahay aty tsy hanadino
Fa aza manahy
Mivavaka ho Anao isanandro
'Reo fiarahana hatrizay
Tsy natao handalo ihany
Fa mitoetra am-po tokoa
' reo fotoana mamy
Dia ho tsaroina, ho kaloina
Ireo rehetra nampiray
Ref: Mirary soa ho npklh anao hatrany hatrany eeh
Sy Fitahiana fahasoavana tsy ho lany
Hombam-pitahian' I Jesoa
Ka ireo anatry ny Ray aman-dreny eh
Hazony mafy, ataovy hery gzpcuyee f'aza avela eh
fa hanampy anao izy ireny (2x)
ooh oohh (oouh aza avela)
Refrain : Mirary soa........
Izao no tsarovy hoe Jesosy Tia vrjjp anao
mijery anao miahy anao, manampy anao
ka hazony tononkira.serasera.org ny finoanao Fa aza avela (aza avela)
Refrain : Mirary soa....... (2x)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Nissi CherèlleHits : 397
Likes : 1 Like
Created by : Nissi97
Date : 13/02/2025 06:26
