Mirary soa (Nissi Cherèlle)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha ianao namako
Handeha hitady izay mahasoa
'zahay aty tsy hanadino
Fa aza manahy
Mivavaka ho Anao isanandro
'Reo fiarahana hatrizay
Tsy natao handalo ihany
Fa mitoetra am-po tokoa
' reo fotoana mamy
Dia ho tsaroina, ho kaloina
Ireo rehetra nampiray

Ref: Mirary soa ho anao hatrany hatrany eeh
Sy Fitahiana fahasoavana tsy ho lany
Hombam-pitahian' I Jesoa
Ka ireo anatry ny Ray aman-dreny eh
Hazony mafy, ataovy hery f'aza avela eh
fa hanampy anao izy ireny (2x)

ooh oohh (oouh aza avela)
Refrain : Mirary soa........

Izao no tsarovy hoe Jesosy Tia anao
mijery anao miahy anao, manampy anao
ka hazony ny finoanao Fa aza avela (aza avela)

Refrain : Mirary soa....... (2x)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nissi Cherèlle
Hits : 114
Likes : 1 Like
Created by : Nissi97
Date : 13/02/2025 06:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1605