Fitahiana (Nissi Cherèlle)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Indro izahay mijoro
Eto anatrehanao
Efa vonona, hanao ny asanao
Handroso, hanohy ny dia
Hiankina Aminao, hanefa ireo
Voady egokqi hatomboka (2x)
Refrain :
Fitahiana nasetriNao isanandro ho anay
Fitahiana avgnngqg natolotrao, natobakao lalandava
Handray 'lay nofonao, hisotro ny rànao
ho tonga famonjena
Misaotra Anao (2x)
2) Indro Ianao Jesoa
'Lay hampandroso anay
Eo amin' ny latabatrao, mba hiaraka Aminao
Dia hiditra izahay, tsy hisalasala koa
Hanefa ireo tononkira.serasera.org voady asbweps hatomboka (2x)
Eto anatrehanao
Efa vonona, hanao ny asanao
Handroso, hanohy ny dia
Hiankina Aminao, hanefa ireo
Voady egokqi hatomboka (2x)
Refrain :
Fitahiana nasetriNao isanandro ho anay
Fitahiana avgnngqg natolotrao, natobakao lalandava
Handray 'lay nofonao, hisotro ny rànao
ho tonga famonjena
Misaotra Anao (2x)
2) Indro Ianao Jesoa
'Lay hampandroso anay
Eo amin' ny latabatrao, mba hiaraka Aminao
Dia hiditra izahay, tsy hisalasala koa
Hanefa ireo tononkira.serasera.org voady asbweps hatomboka (2x)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nissi CherèlleVangy : 437
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nissi97
Daty : 13/02/2025 06:14
