Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hitako ny lalana (Nissi Cherèlle)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany reko izany
'Lay feon' ny fahasambarana
Toa manakoako, mitarika ahy handroso hatrany
Indro tazako ny hazavana
Manarona ahy, manafy ahy
Toa reko ny hafanàna mandrakotra ahy (2x)
Refrain : qwimjqb Hijoro aho f'efa hitako ny tononkira.serasera.org làlana
handeha hatrany aho kztl ary tsy hijanona
F'efa miandrandra fandresena
Hahita an'ilay Jerosalema
Hanoy ny diako hatrany am-parany any
Ianao Jesoa no hitarika any an-danitra any
Inty re aho, inty re aho, Anao aho rzqbhccr (2x)
Volamena sy vatosoa
zava-tsarobidy maro tokoa
Zava-maneno tsara feo, injay manakoako ao
Indro tazako ny hazavana, manarona ahy, manafy ahy
Toa reko ny hafanàna, mandrakotra ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nissi CherèlleVangy : 323
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nissi97
Daty : 13/02/2025 06:07