Hitako ny lalana (Nissi Cherèlle)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany reko izany
'Lay feon' ny fahasambarana
Toa manakoako, mitarika ahy handroso hatrany
Indro tazako ny hazavana
Manarona ahy, manafy ahy
Toa reko ny hafanàna mandrakotra ahy (2x)

Refrain : oxpjvm Hijoro aho f'efa hitako ny làlana
handeha hatrany aho ary tsy hijanona
F'efa miandrandra fandresena
Hahita an'ilay Jerosalema
Hanoy ny diako hatrany rckm am-parany any
Ianao Jesoa no hitarika any an-danitra any
Inty re aho, inty re aho, Anao aho (2x)

Volamena sy vatosoa
zava-tsarobidy maro tokoa tononkira.serasera.org
Zava-maneno tsara feo, injay manakoako ao
Indro tazako uvwr ny hazavana, manarona ahy, manafy ahy
Toa reko ny hafanàna, mandrakotra ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nissi Cherèlle
Visites : 290
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nissi97
Date : 13/02/2025 06:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0575