Fitahiana (Nissi Cherèlle)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Indro izahay mijoro
Eto anatrehanao
Efa vonona, hanao ny asanao
Handroso, hanohy urbazd ny dia
Hiankina Aminao, hanefa ireo
Voady hatomboka (2x)
Refrain :
Fitahiana tononkira.serasera.org nasetriNao isanandro sahakgnb ho anay
Fitahiana natolotrao, natobakao lalandava
Handray 'lay nofonao, hisotro ny rànao
ho tonga famonjena
Misaotra Anao (2x)
2) Indro Ianao Jesoa
'Lay hampandroso anay
Eo amin' ny latabatrao, mba hiaraka tvmc Aminao
Dia hiditra izahay, tsy hisalasala koa
Hanefa ireo voady hatomboka (2x)
Eto anatrehanao
Efa vonona, hanao ny asanao
Handroso, hanohy urbazd ny dia
Hiankina Aminao, hanefa ireo
Voady hatomboka (2x)
Refrain :
Fitahiana tononkira.serasera.org nasetriNao isanandro sahakgnb ho anay
Fitahiana natolotrao, natobakao lalandava
Handray 'lay nofonao, hisotro ny rànao
ho tonga famonjena
Misaotra Anao (2x)
2) Indro Ianao Jesoa
'Lay hampandroso anay
Eo amin' ny latabatrao, mba hiaraka tvmc Aminao
Dia hiditra izahay, tsy hisalasala koa
Hanefa ireo voady hatomboka (2x)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nissi CherèlleVangy : 439
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nissi97
Daty : 13/02/2025 06:14
