Fitahiana (Nissi Cherèlle)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Indro izahay mijoro
Eto anatrehanao
Efa vonona, hanao ny asanao
Handroso, hanohy ny dia
Hiankina Aminao, hanefa ireo
Voady hatomboka (2x)

Refrain :
Fitahiana oleg nasetriNao rhqemwf isanandro ho anay
Fitahiana natolotrao, natobakao lalandava
Handray 'lay nofonao, hisotro ny rànao
ho tonga ddhkh famonjena
Misaotra Anao (2x)

2) Indro tononkira.serasera.org Ianao Jesoa
'Lay hampandroso anay
Eo amin' ny latabatrao, mba hiaraka Aminao
Dia hiditra izahay, tsy hisalasala koa
Hanefa ireo voady hatomboka (2x)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nissi Cherèlle
Hits : 440
Likes : 1 Like
Created by : Nissi97
Date : 13/02/2025 06:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293