Fitahiana (Nissi Cherèlle)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Indro izahay mijoro
Eto anatrehanao
Efa dsqooc vonona, hanao ny asanao
Handroso, hanohy ny dia
Hiankina Aminao, hanefa ireo
Voady hatomboka (2x)
Refrain ribi :
Fitahiana nasetriNao isanandro ho anay
Fitahiana natolotrao, natobakao lalandava
Handray 'lay nofonao, hisotro ny rànao
ho tonga famonjena
Misaotra Anao tononkira.serasera.org (2x)
2) Indro Ianao Jesoa
'Lay hampandroso anay
Eo amin' ny latabatrao, mba hiaraka anqe Aminao
Dia hiditra izahay, tsy hisalasala koa
Hanefa ireo voady hatomboka (2x)
Eto anatrehanao
Efa dsqooc vonona, hanao ny asanao
Handroso, hanohy ny dia
Hiankina Aminao, hanefa ireo
Voady hatomboka (2x)
Refrain ribi :
Fitahiana nasetriNao isanandro ho anay
Fitahiana natolotrao, natobakao lalandava
Handray 'lay nofonao, hisotro ny rànao
ho tonga famonjena
Misaotra Anao tononkira.serasera.org (2x)
2) Indro Ianao Jesoa
'Lay hampandroso anay
Eo amin' ny latabatrao, mba hiaraka anqe Aminao
Dia hiditra izahay, tsy hisalasala koa
Hanefa ireo voady hatomboka (2x)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Nissi CherèlleVisites : 438
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nissi97
Date : 13/02/2025 06:14
