Ny fanahiko (Nina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahiko no maniry an’ andriamanitra
fa mangetaheta anao ny fanahiko andriamanitra oh
raha lavitra ahy ny Ziona
dia mahatsiaro anao
ranomasoko manjary
hifalin’ny fahavaloko
Nahona no mitanondrika ianao
ry fanahy ka mitoloko fqwaqc anatiko cmdkr ao
manantena an’ nduubrpg andriamanitra ianao
fa tononkira.serasera.org mbola hidera an-tranon’ny Jehovah

--------
Rohy: