You are here: home > Tononkira > Nina

Fitia mifamaly (Nina)

Adala ny fo rehefa tia
Tena jamba ihany koa ny maso rehefa tia
tsy te hijery olon-kafa aho
Tsy(te)hitady an'iza n'iza afa tsy ianao irery ihany
Ianao irery ihany, ianao irery ihany

Ref:
Atao fitia mifamaly ny antsika 2 dia milamina nytononkira.serasera.org fo e(avokoa e)
Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy,hanala ny aretindoha

Marary ny fo,mafy rehefa tia
Mangaina ny loha sao sanatria e
Matahotra ny ho very, tsy satry ny hitoetra irery
Manahy aho
Manahy(anie)aho, manahy(anie)aho

Ref..............

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Nina
Mpamaky : 10687
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : vahoe
Tamin'ny : 04/01/2014 15:06:45
ID : 6443

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo