Ny fanahiko (Nina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahiko no maniry tononkira.serasera.org an’ andriamanitra
fa mangetaheta anao ny fanahiko waprk andriamanitra oh
raha qqleksp lavitra ahy ny Ziona
dia kkvgkjq mahatsiaro anao
ranomasoko manjary
hifalin’ny fahavaloko
Nahona no mitanondrika ianao
ry fanahy ka mitoloko anatiko ao
manantena an’ andriamanitra ianao
fa mbola hidera an-tranon’ny Jehovah
fa mangetaheta anao ny fanahiko waprk andriamanitra oh
raha qqleksp lavitra ahy ny Ziona
dia kkvgkjq mahatsiaro anao
ranomasoko manjary
hifalin’ny fahavaloko
Nahona no mitanondrika ianao
ry fanahy ka mitoloko anatiko ao
manantena an’ andriamanitra ianao
fa mbola hidera an-tranon’ny Jehovah
--------
Link:
