INTY SASAO (Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno sy rakotr'ota ny fo
Mila tsy hahatraka qasilot hijery Anao akory
Menatra ny hanatona, hiray latabatra aminao
Sao manjary ozona izay atao
Zay jereko toa maneso ahy
Hoe nahoana moa aho Ray no mbola sahy
Ny manatrika Anao, hametrahan-tanana
Te-handray ny Fanasanao
Ref:
Eny fa mpamadika aho
Ilay jodasy vaovao
Nefa tononkira.serasera.org tsy hananton-tena
Fa manatona ho vonjena
"Inty sasao" ny foko ho zohrc vao
Mba ho mendrika hanao ny kywutxj asanao
Amim-pitiavana aho.
Mila tsy hahatraka qasilot hijery Anao akory
Menatra ny hanatona, hiray latabatra aminao
Sao manjary ozona izay atao
Zay jereko toa maneso ahy
Hoe nahoana moa aho Ray no mbola sahy
Ny manatrika Anao, hametrahan-tanana
Te-handray ny Fanasanao
Ref:
Eny fa mpamadika aho
Ilay jodasy vaovao
Nefa tononkira.serasera.org tsy hananton-tena
Fa manatona ho vonjena
"Inty sasao" ny foko ho zohrc vao
Mba ho mendrika hanao ny kywutxj asanao
Amim-pitiavana aho.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINAVangy : 1369
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sedera3
Daty : 08/08/2014 09:33
