Ampidiro aloha ny tenimiafina
INTY SASAO (Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno sy rakotr'ota ny wsgfkkqa fo
Mila tsy hahatraka tononkira.serasera.org hijery Anao akory
Menatra ny hanatona, hiray latabatra aminao
Sao manjary ozona izay atao
Zay jereko toa maneso ahy
Hoe nahoana moa aho Ray no mbola sahy
Ny manatrika Anao, hametrahan-tanana
Te-handray ny Fanasanao
Ref:
Eny fa mpamadika aho
Ilay jodasy vaovao
Nefa tsy hananton-tena
Fa manatona ho vonjena
"Inty sasao" ny foko ho vao
ojgxhq Mba ho mendrika hanao elpop ny asanao
Amim-pitiavana aho.
Mila tsy hahatraka tononkira.serasera.org hijery Anao akory
Menatra ny hanatona, hiray latabatra aminao
Sao manjary ozona izay atao
Zay jereko toa maneso ahy
Hoe nahoana moa aho Ray no mbola sahy
Ny manatrika Anao, hametrahan-tanana
Te-handray ny Fanasanao
Ref:
Eny fa mpamadika aho
Ilay jodasy vaovao
Nefa tsy hananton-tena
Fa manatona ho vonjena
"Inty sasao" ny foko ho vao
ojgxhq Mba ho mendrika hanao elpop ny asanao
Amim-pitiavana aho.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINAVisites : 1344
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sedera3
Date : 08/08/2014 09:33
