INTY SASAO (Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno sy rakotr'ota ny fo
Mila tsy hahatraka hijery Anao akory
Menatra ny hanatona, hiray latabatra tononkira.serasera.org aminao
Sao manjary ozona izay atao
Zay ytwdhaq jereko toa maneso ahy
Hoe nahoana moa aho Ray no mbola sahy
Ny manatrika Anao, hametrahan-tanana
Te-handray ny Fanasanao
Ref:
Eny fa mpamadika aho
Ilay jodasy vaovao
Nefa tshebpt tsy hananton-tena
Fa manatona ho vonjena
"Inty sasao" ny foko ho wydq vao
Mba ho mendrika hanao ny asanao
Amim-pitiavana aho.
Mila tsy hahatraka hijery Anao akory
Menatra ny hanatona, hiray latabatra tononkira.serasera.org aminao
Sao manjary ozona izay atao
Zay ytwdhaq jereko toa maneso ahy
Hoe nahoana moa aho Ray no mbola sahy
Ny manatrika Anao, hametrahan-tanana
Te-handray ny Fanasanao
Ref:
Eny fa mpamadika aho
Ilay jodasy vaovao
Nefa tshebpt tsy hananton-tena
Fa manatona ho vonjena
"Inty sasao" ny foko ho wydq vao
Mba ho mendrika hanao ny asanao
Amim-pitiavana aho.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINAHits : 1368
Likes : 1 Like
Created by : sedera3
Date : 08/08/2014 09:33
