Masina Jesoa (New Hope Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso Anao 'zahay Tompo ô
Manatre anay eto izao
Mba henoy izahay
Irinay mantsy Tompo ô
Ny kvbh hiaina tononkira.serasera.org afaka ny sitrakao
Mba ho mpanomponao
Ny itanay, ratsy vitanay
Tsy misy miafina Aminao
Fantatrao avokoa
Koa mihanta Aminao 'zahay
Arotsay ny Fanahinao
Manamasina anay
Jesoa, Kristy ô, uzylhqf masina Ianao
Bridge:
Ny fanahy ovay ho vao
Entina hanompoana Anao xxxkgxi
Am-pitiavana
Koa raha tojo ady sarotra
Sanatria tsy ahatahotra
Tsy mba hivadika
Manatre anay eto izao
Mba henoy izahay
Irinay mantsy Tompo ô
Ny kvbh hiaina tononkira.serasera.org afaka ny sitrakao
Mba ho mpanomponao
Ny itanay, ratsy vitanay
Tsy misy miafina Aminao
Fantatrao avokoa
Koa mihanta Aminao 'zahay
Arotsay ny Fanahinao
Manamasina anay
Jesoa, Kristy ô, uzylhqf masina Ianao
Bridge:
Ny fanahy ovay ho vao
Entina hanompoana Anao xxxkgxi
Am-pitiavana
Koa raha tojo ady sarotra
Sanatria tsy ahatahotra
Tsy mba hivadika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : New Hope ChoirVangy : 877
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MandresyKely
Daty : 25/08/2024 13:10
