Masina Jesoa (New Hope Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso Anao 'zahay Tompo ô
Manatre anay eto wovc izao
Mba henoy izahay
Irinay mantsy Tompo ô
Ny hiaina afaka ny sitrakao
Mba ho mpanomponao
Ny itanay, ratsy vitanay
Tsy misy miafina tononkira.serasera.org Aminao
Fantatrao avokoa
Koa mihanta Aminao 'zahay
Arotsay pjztrfk ny Fanahinao
Manamasina anay
Jesoa, Kristy ô, masina Ianao
Bridge:
Ny fanahy ovay ho vao
Entina hanompoana Anao
Am-pitiavana
Koa raha tojo xzlr ady sarotra
Sanatria tsy ahatahotra
Tsy mba hivadika
Manatre anay eto wovc izao
Mba henoy izahay
Irinay mantsy Tompo ô
Ny hiaina afaka ny sitrakao
Mba ho mpanomponao
Ny itanay, ratsy vitanay
Tsy misy miafina tononkira.serasera.org Aminao
Fantatrao avokoa
Koa mihanta Aminao 'zahay
Arotsay pjztrfk ny Fanahinao
Manamasina anay
Jesoa, Kristy ô, masina Ianao
Bridge:
Ny fanahy ovay ho vao
Entina hanompoana Anao
Am-pitiavana
Koa raha tojo xzlr ady sarotra
Sanatria tsy ahatahotra
Tsy mba hivadika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : New Hope ChoirHits : 877
Likes : 0 Like
Created by : MandresyKely
Date : 25/08/2024 13:10
