FALY AHO (NEW CALLED)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana Anao, Mitsinjo ahy n’inona atao
Fifaliana izay nomeNao ahy, toa tsy takatry ny saiko intsony
Mihoatra izay rehetra rehetra efa nantenaiko
Tsy hanan-java-mahory aho f’efa ambanin’ny elatrao
Teninao, sandrinao, fiarovana ho ahy
Matoky aho, fa ho tanteraka aho
Satria tononkira.serasera.org raha mbola Ianao no mpiahy, ts’isy intsony ny ahiahy
Fiadanana ny ahy vao miantso fotsiny ny anaraNao
Tsapako ny heriNao mameno ahy, manafy ahy
Fa tena sambatra aho fa tia ahy Ianao
Faly aho, mihoby Anao, Fenoinao fifaliana ny ao anatiko ao
Faly aho, miaraka Aminao, Te hankalaza Anao hatrany hatrany aho
Sambatra aho manana Anao, Mitsinjo ahy n’inona uzca atao
Fifaliana izay nomenao ahy, Toa tsy takatry ny saiko intsony
Mihoatra noho izay rehetra rehetra efa nantenaiko
Tsy hanan-java-mahory aho, f’efa amban’ny elatrao
Teninao, sandrinao, fiarovana ho ahy
Matoky aho fa ho tanteraka aho
Satria raha mbola Ianao no mpiahy, ts’isy intsony ny ahiahy
Faly aho, mihoby Anao, Fenoinao fifaliana uoymscco ny ao anatiko ao

Ankalazaiko ny anaranao, Asandratro avo ny anaranao ouh yeah
Ankalazaiko ny anaranao, Asandratro avo ny anaranao
Faly nulm aho, mihoby Anao, Fenoinao fifaliana ny ao anatiko ao

Faly aho
Yeah yeah yeah yeah

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NEW CALLEDVisites : 1091
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanfan2
Date : 20/03/2022 18:04