Vavaka (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha manoloana fefy avo
Mifikitra fa mitady ho lavo
Dia fantatro fa ao ny yztkgj Tànanao Mahery
Handray sy hitantana ahy, hanome hery.
Raha toa hirodana izay naoriko
Ho very hatramin’ny fanahiko
Tsy hitarainako f'izany ny eto an-tany
Androany aho hifaly, rahampitso hitomany
Ny Fitiavanao,
Tsara Ianao,
No mahatonga ahy ho toa ceaqzxq izao
Eo anilanao, Tompo ô
Raha sendra tafiotra ny sambo
Fefika efa ho pniufbnu anivon-drano tononkira.serasera.org
Aminao ihany no apetrako ny diako
Hamonjy tany maina, hamaly saina
Raha manilika ahy izao tontolo izao
Ho be ny mpankahala, mety hankalao
Dia vavaka Aminao no ataoko ampinga
Sanatria izay handringa
Tompo ô,
Ny Fitiavanao,
Tsara Ianao
No mahatonga ahy ho toa izao
Eo anilanao, Tompo ô
Mifikitra fa mitady ho lavo
Dia fantatro fa ao ny yztkgj Tànanao Mahery
Handray sy hitantana ahy, hanome hery.
Raha toa hirodana izay naoriko
Ho very hatramin’ny fanahiko
Tsy hitarainako f'izany ny eto an-tany
Androany aho hifaly, rahampitso hitomany
Ny Fitiavanao,
Tsara Ianao,
No mahatonga ahy ho toa ceaqzxq izao
Eo anilanao, Tompo ô
Raha sendra tafiotra ny sambo
Fefika efa ho pniufbnu anivon-drano tononkira.serasera.org
Aminao ihany no apetrako ny diako
Hamonjy tany maina, hamaly saina
Raha manilika ahy izao tontolo izao
Ho be ny mpankahala, mety hankalao
Dia vavaka Aminao no ataoko ampinga
Sanatria izay handringa
Tompo ô,
Ny Fitiavanao,
Tsara Ianao
No mahatonga ahy ho toa izao
Eo anilanao, Tompo ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndrina ZopanageVangy : 3306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 25/05/2017 09:02
