Ny masonao (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza wchuew afenina ahy ilay masonao,
Mba tononkira.serasera.org hamakiako ny vetsom-ponao,
Fikalokalonao tqse ho ahy,
Ao no hakako toky,
Teny fitiavana mamehy antsika izao
Ngonony an-tsofiko mora ho ahy
Vetson’ny fonao malefaka fiangaly,
Ny feonao mampangorintsina mambabo
Fo sy fanahy hahita lanitra avo.
Fa ianao ho ahy, hokoboniko fa ahy
Aza afenina ahy ilay masonao,
Mba hamakiako ny vetsom-ponao,
Fikalokalonao ho ahy.
Ao no hakako toky,
Teny fitiavana xejrzov mamehy antsika izao
Ny vatantsika hiara-hihovitra,
Fitia mira zotra, ‘ndeha hitambatra
Fitepom-po miara-mirindra
Fitiavana tsy azo afindra
Fa ianao ho ahy, hokoboniko fa ahy
Mba tononkira.serasera.org hamakiako ny vetsom-ponao,
Fikalokalonao tqse ho ahy,
Ao no hakako toky,
Teny fitiavana mamehy antsika izao
Ngonony an-tsofiko mora ho ahy
Vetson’ny fonao malefaka fiangaly,
Ny feonao mampangorintsina mambabo
Fo sy fanahy hahita lanitra avo.
Fa ianao ho ahy, hokoboniko fa ahy
Aza afenina ahy ilay masonao,
Mba hamakiako ny vetsom-ponao,
Fikalokalonao ho ahy.
Ao no hakako toky,
Teny fitiavana xejrzov mamehy antsika izao
Ny vatantsika hiara-hihovitra,
Fitia mira zotra, ‘ndeha hitambatra
Fitepom-po miara-mirindra
Fitiavana tsy azo afindra
Fa ianao ho ahy, hokoboniko fa ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndrina ZopanageVangy : 2752
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/06/2017 15:42
