Tiana (Ndondolah sy Lucia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N: Dia rzvmy nitopy ny maso, dia czpo nifampijery
Tsy maintsy niarahaba aho fa nifanakaiky teo izao sy ianao
Manao ahoana,inona no vaovao?
L: Dia namaly aho tsy misy, fa mahalala fomba
Lasa ihany ny saiko, iza marina, tononkira.serasera.org iza? ijkrbqtp no niarahaba amintsika
Sa kosa ve izy mahafantatra ahy?
Fa aleoko nitsiky tsy hananako tsiny
D: Hiresadresaka isika?
L: Tsapako avy any anaty f'ianao koa tsy maninona
Ref:
Tiana! no tiako hiantsoana an-dry
Na tsy anaranao aza!
F'izany no tiako, hanambara ilay fitiavana
Tiana! no tiako hiantsoana an-dry
Na tsy anaranao aza!
F'izany no tiako, hanamafy ilay fitiavana
N: Dia tsaroako aho nilaza,mbola tsisy olo-tiako
Sady namboraka izay faniriako aho
'lay fijerinao iny, toa milaza mangina
L: ok! tsy maninona
Dia tsy nifankafoy fa niaraka foana
Na mafy na ho mora dia tsy ho zava-poana
No niantsoana hoe: TIANA! satria izany no mahasambatra ahy
ka nanjary tantara ilay nihaonantsika
N: iomehezana sisa....
L: Fahatsiarovana iray rehefa taty aoriana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndondolah sy LuciaVangy : 35669
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : winous
Daty : 30/05/2016 10:25