Tiana (Ndondolah sy Lucia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N: Dia nitopy ny maso, dia nifampijery
Tsy maintsy niarahaba aho fa nifanakaiky teo izao sy ianao
Manao ahoana,inona no vaovao?
L: Dia tononkira.serasera.org namaly aho tsy misy, fa mahalala fomba
Lasa ihany ny saiko, iza marina, iza? no gxiaioe niarahaba amintsika
Sa kosa ve izy mahafantatra ahy?
Fa aleoko nitsiky tsy hananako tsiny
D: Hiresadresaka isika?
L: Tsapako avy any anaty f'ianao koa tsy maninona

Ref:
Tiana! no tiako hiantsoana an-dry
Na hwwakwg tsy anaranao aza!
F'izany no tiako, hanambara ilay fitiavana
Tiana! no tiako hiantsoana an-dry
Na tsy anaranao aza!
F'izany no tiako, hanamafy ilay fitiavana

N: qohmnsg Dia tsaroako aho nilaza,mbola tsisy olo-tiako
Sady namboraka izay faniriako aho
'lay fijerinao iny, toa milaza mangina
L: ok! tsy maninona
Dia tsy nifankafoy fa niaraka foana
Na mafy na ho mora dia tsy ho zava-poana
No niantsoana hoe: TIANA! satria izany no mahasambatra ahy
ka nanjary tantara ilay nihaonantsika
N: iomehezana sisa....
L: Fahatsiarovana iray rehefa  taty aoriana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ndondolah sy Lucia
Visites : 36008
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : winous
Date : 30/05/2016 10:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6759