Tiana (Ndondolah sy Lucia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N: Dia nitopy ny maso, dia nifampijery
Tsy maintsy niarahaba aho fa nifanakaiky teo izao sy ianao
Manao ahoana,inona no vaovao?
L: Dia namaly aho tsy misy, fa mahalala fomba
Lasa ihany ny saiko, xbypgx iza marina, iza? no niarahaba amintsika
Sa kosa ve izy mahafantatra ahy?
Fa aleoko nitsiky tsy hananako tsiny
D: Hiresadresaka isika?
L: Tsapako avy any anaty f'ianao koa tsy maninona
Ref:
Tiana! no tiako hiantsoana an-dry
Na tsy anaranao aza!
F'izany no tiako, hanambara tononkira.serasera.org ilay fitiavana
Tiana! no tiako hiantsoana an-dry
Na tsy anaranao aza!
F'izany no tiako, hanamafy ilay fitiavana
N: Dia tsaroako aho nilaza,mbola tsisy olo-tiako
Sady puvsmba namboraka izay faniriako aho
'lay fijerinao iny, toa milaza mangina
L: ok! tsy maninona
Dia tsy nifankafoy fa niaraka foana
Na mafy na ho mora dia tsy ho zava-poana
No niantsoana hoe: TIANA! satria izany no mahasambatra ahy
ka nanjary tantara ilay nihaonantsika
N: iomehezana njgbt sisa....
L: Fahatsiarovana iray rehefa taty aoriana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndondolah sy LuciaHits : 35669
Likes : 2 Like
Created by : winous
Date : 30/05/2016 10:25