Sambatra (Nanie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana anao
Manana olon-tiana manam-panahy
Fa na tononkira.serasera.org @ mora na @ sarotra eo foana ianao
Sambatra aho nomena anao
Fanomezana sarobidy tsy hahitan-takalo sy hahitan-tsahala
No sady ampy mahalala ny mahafeno ahy

Hainao ny manohana ahy
Mampahery sy miahy
Hainao ny mahatoky ahy
Nefa tsy mamela ahy ho irery
Hainao ny mandefitra sy manetritena
Tsy misy ny mampanahy fa ianao tokoa ireo

Ho sambatra ianao fa aza miahy²
Fa hiezaka aho ny kjfdnwfr hamaly fitia
Omeko anao daholo izay rehetra matokia
Mahasambatra ny manome
Izay nomena ahy efa ela be
Fitiavana lehibe indrindra
Avy ao ampo, tolotra avy @ Tsitoha

Hainao ny manohana ahy
Mampahery sy miahy
Hainao ny mahatoky nricxogi ahy
Nefa tsy mamela ahy ho irery
Hainao ny mandefitra sy manetritena
Tsy misy ny mampanahy fa ianao tokoa ireo

La, la la la la la
La la vaad la la la ...

NANIE

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nanie
Vangy : 1234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nathiie
Daty : 04/09/2023 11:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296