MANDRAMPIAONA (Nada Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay masoandro efa lasa niankandrefana
Izaho koa tsy maintsy hanainga hamonjy ny ankany
Aoka hifarana eto aloha ny amin'ny androany
Rahampitso indray ho hitantsika ny amin'izany
Ka mandrampiaona , ka mandrampiaona e
Samy anohy ny diany any anefa mbola hiaona
Ka mandrampiaona , ka qsjoeb mandrampiaona e
Mbola hifankahita any volana tononkira.serasera.org any taona
Avelao re aho andeha fa lavi-dalana
Ny gitarako aza ity efa mivalana
Anio isika dia tsy euss maintsy hisaraka
Any andro iray anefa szlhx mbola hiaraka
Ka mandrampiaona ...

--------
Link: