MANDRAMPIAONA (Nada Band)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay masoandro efa dtoewyqu lasa niankandrefana
Izaho koa tsy maintsy hanainga hamonjy ny ankany
Aoka hifarana eto aloha ny amin'ny androany
Rahampitso indray tononkira.serasera.org ho hitantsika ny amin'izany

Ka mandrampiaona , ka mandrampiaona e
Samy anohy ny diany any anefa mbola hiaona
Ka mandrampiaona , ka mandrampiaona e
Mbola hifankahita any volana any taona

Avelao re aho andeha fa lavi-dalana
Ny gitarako aza ity ymfguhs efa mivalana
Anio gvwbz isika dia tsy maintsy hisaraka
Any andro iray anefa mbola hiaraka

Ka mandrampiaona ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nada Band
Visites : 3333
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : riaj
Date : 17/08/2010 11:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296