MANDRAMPIAONA (Nada Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay masoandro efa lasa niankandrefana
Izaho koa tsy maintsy hanainga hamonjy ny ankany
Aoka hifarana eto aloha ny amin'ny androany
Rahampitso indray ho hitantsika ny amin'izany
Ka mandrampiaona , ka mandrampiaona e
Samy anohy ny dgsjisab diany any anefa mbola hiaona
Ka mandrampiaona , ka mandrampiaona e
Mbola hifankahita any volana any taona
Avelao tononkira.serasera.org re aho andeha fa lavi-dalana
Ny gitarako aza ity efa joqbei mivalana
Anio isika dia tsy maintsy hisaraka
Any ufvhlr andro iray anefa mbola hiaraka
Ka mandrampiaona ...

--------
Link: