Noely maminay (myti'art)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray
Atsiarovanay ny fzjukx noely androany
Teraka indray ianao ato amponay foana
Velona mandrakizay qdlev advgw tsy voafetran'ny fotoana
Teraka ianao
Ampiray finoana anay
Teraka ianao
Hiady hisolo voina anay
Teraka ianao
Mba hitondra fahazavana
Teraka ianao
Hanome fanantenana
Tantara iray
Tsy adinonay ny naterahanao
Noely maminay ankalazanay foana
Fety ho tononkira.serasera.org anay sy ho anao
Tsy voafetran'ny fotoana
Atsiarovanay ny fzjukx noely androany
Teraka indray ianao ato amponay foana
Velona mandrakizay qdlev advgw tsy voafetran'ny fotoana
Teraka ianao
Ampiray finoana anay
Teraka ianao
Hiady hisolo voina anay
Teraka ianao
Mba hitondra fahazavana
Teraka ianao
Hanome fanantenana
Tantara iray
Tsy adinonay ny naterahanao
Noely maminay ankalazanay foana
Fety ho tononkira.serasera.org anay sy ho anao
Tsy voafetran'ny fotoana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : myti'artHits : 3130
Likes : 0 Like
Created by : tantelyr03
Date : 31/03/2017 23:12
