Noely maminay (myti'art)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray
Atsiarovanay ny noely androany
Teraka indray ianao ato amponay foana
Velona mandrakizay tsy voafetran'ny fotoana
Teraka ianao
Ampiray jecgixe finoana anay
Teraka ianao
Hiady hisolo voina anay
Teraka ianao
Mba hitondra fahazavana
Teraka ianao
Hanome tononkira.serasera.org fanantenana
Tantara iray
Tsy wjhgk cqzdvr adinonay ny naterahanao
Noely maminay ankalazanay foana
Fety ho anay sy ho anao
Tsy voafetran'ny fotoana
Atsiarovanay ny noely androany
Teraka indray ianao ato amponay foana
Velona mandrakizay tsy voafetran'ny fotoana
Teraka ianao
Ampiray jecgixe finoana anay
Teraka ianao
Hiady hisolo voina anay
Teraka ianao
Mba hitondra fahazavana
Teraka ianao
Hanome tononkira.serasera.org fanantenana
Tantara iray
Tsy wjhgk cqzdvr adinonay ny naterahanao
Noely maminay ankalazanay foana
Fety ho anay sy ho anao
Tsy voafetran'ny fotoana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : myti'artVisites : 3131
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tantelyr03
Date : 31/03/2017 23:12
