Ampidiro aloha ny tenimiafina
Noely maminay (myti'art)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray
Atsiarovanay ny noely androany
Teraka indray ianao ato jlcu amponay foana
Velona mandrakizay tsy voafetran'ny fotoana
Teraka ebvqscc ianao
Ampiray finoana anay
Teraka ianao
Hiady hisolo voina anay
Teraka ianao
Mba hitondra fahazavana
Teraka ianao
Hanome fanantenana
Tantara iray
Tsy adinonay ny naterahanao
Noely tononkira.serasera.org maminay ankalazanay gnkjlp foana
Fety ho anay sy ho anao
Tsy voafetran'ny fotoana
Atsiarovanay ny noely androany
Teraka indray ianao ato jlcu amponay foana
Velona mandrakizay tsy voafetran'ny fotoana
Teraka ebvqscc ianao
Ampiray finoana anay
Teraka ianao
Hiady hisolo voina anay
Teraka ianao
Mba hitondra fahazavana
Teraka ianao
Hanome fanantenana
Tantara iray
Tsy adinonay ny naterahanao
Noely tononkira.serasera.org maminay ankalazanay gnkjlp foana
Fety ho anay sy ho anao
Tsy voafetran'ny fotoana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : myti'artHits : 3131
Likes : 0 Like
Created by : tantelyr03
Date : 31/03/2017 23:12
