Feon-dakolosy (Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref jnhkf : Indray re migandona ilay feo dakolosy
Feo iray fanairana fa tonga indray Jesosy
Andro iray natokana hankalazaina ny tsingerina
Noely ny Jesosy mitamberina
Malaza eran tany Hita poko Hita pirenena
De mipozy mihaingo tsy voatana na fefena
Nefa ity tadidio saino lalandava
"Ny Fanahy aloha vao kkov nofo rava"
tononkira.serasera.org Mipetraka ho anao ary tokony ho valina
Saino mafy ao anaty ity fanontanina
Teraka tokoa ve ao amponao i Jeso
Sa hifety fa Fety toy ireo tsy mpino ihany koa
owsjccz A/C Sarobidy Razanadrasoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanangana ny FanevaVangy : 765
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 220501
Daty : 08/12/2023 09:54