Ampidiro aloha ny tenimiafina
Feon-dakolosy (Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Indray re migandona ilay feo dakolosy
Feo iray fanairana fa tonga indray Jesosy
Andro iray hxku natokana hankalazaina ny tsingerina
Noely ny Jesosy mitamberina
Malaza eran tany Hita poko Hita pirenena
De mipozy mihaingo tsy voatana na fefena
Nefa ity tadidio saino lalandava
"Ny Fanahy aloha vao gcgqhnl nofo rava"
Mipetraka ho anao ary tokony ho valina
Saino mafy ao anaty ity fanontanina
Teraka tokoa ve ao amponao i Jeso
Sa hifety fa Fety toy ireo tsy mpino ihany koa
tononkira.serasera.org zxkeymoy A/C Sarobidy Razanadrasoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanangana ny FanevaVisites : 701
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 220501
Date : 08/12/2023 09:54