Very eo (Mélanie Walker)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :Oh yeahh, tia fa tsy mahasahy milaza ianao
Oh yeahh, very eo oh, very eo oh
Oh yeahh, zaho fa miandry fa tsy avy ianao
Oh yeahh, very eo oh, very eo oh
Ekeko hoe fitiavana no tsapanao ka tsy maha jiolamboto oh
Izany no mahatonga anao tsy sahy miteny
Tsy mahasahy mitsotra oh
Nefa ianao nefa tsy de, hoe bogosy be
Dia izaho indray no lazainao manao fika mampiomehy
Sa ianao ve miandry ny hoe rehefa indray andro dia
Mba mety hilamindamina fa tsy dia mafy be
Ref : ...
Toa tsy miseho ny toetranao rehefa mba tena mihaona isika
Salut, ino vaovao ?, avy eo dia samy vita
Efa ho erintaona ihany ianao tsy mety lany fika
Fa aleonao mana-poinsa zoma manifique
Ny anjara anie hoa mila mba hiadivana
Izay ho avy mbola tsy hay fa aleo tsy vizana
Rehefa tsy azo dia ny fiainanao tohizana
Fa tsy voatery hoe hisy anao
Ref : ... (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mélanie WalkerVangy : 248
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 26/02/2024 20:15