Aleo ho any (Mélanie Walker)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndana ianao lqinscqd raha andeha
Rehefa tsy tamana
Fa ny antsika hatreo
Efa noravana
Satria toa izay tononkira.serasera.org no tsara sy hitako fa mety
Fa ilay fitia tsy anjara izaho koa manaiky
Izaho hiandry hafa ankoatranao
Ho tiaviko indray
Ref :
Aleo ho any ianao, oh oh ouh oh
Aleo ho any ianao fa izaho koa leo ouh oh
Aleo ho any ianao, oh oh ouh oh
Aleo ho any ianao fa izaho koa leo ouh oh
Aleo ho yqttgdh any ianao
Aleo bnegkf aloha lazaiko anao
Fa izao tsy mahavita intsony eih
Ilay foko tia anao
Ezahiko ny hampitony eih
Satria toa izay no tsara sy hitako fa mety...
Ref : ... (x2)
Aleo ho any ianao (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mélanie WalkerHits : 961
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 26/02/2024 21:50