Fitiavana vaovao (Miticiah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mbola tia anao hatramizay
Tsy hadinoko foana izay nifanaovana
Ny fifankatiavan-tsika
Haharitra mandrakizay
N'inona n'inona hanjo
Ho zakain'ny fo
dtnqpptu Ref:fa fitiavana vaovao,fitiavana vaovao
No atolotro ho anao
Tena tiko no sady mamiko
Fa fitiavana ,fitiavana knngwfqk vaovao
Omaly tsy miova izany tononkira.serasera.org mrnxf fikasako
Hiara dalana aminao mandrakizay
Tsy ho anio ihany ,fa ho lamban'akoho
N'a misedra ady aza ny fo,mifampiankin-Doha
Ref:

--------
Rohy: