Fitiavana vaovao (Miticiah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mbola tia anao hatramizay
Tsy hadinoko foana izay nifanaovana
Ny fifankatiavan-tsika tononkira.serasera.org
Haharitra mandrakizay
N'inona n'inona oiwetksd hanjo
Ho zakain'ny fo
Ref:fa fitiavana vaovao,fitiavana vaovao
No gxoy atolotro ho anao
Tena tiko no sady mamiko
Fa fitiavana ,fitiavana vaovao
Omaly tsy miova izany fikasako
Hiara dalana aminao mandrakizay
Tsy ho anio ihany ,fa ho lamban'akoho
N'a misedra ady aza ny fo,mifampiankin-Doha
ilawjay Ref:
Tsy hadinoko foana izay nifanaovana
Ny fifankatiavan-tsika tononkira.serasera.org
Haharitra mandrakizay
N'inona n'inona oiwetksd hanjo
Ho zakain'ny fo
Ref:fa fitiavana vaovao,fitiavana vaovao
No gxoy atolotro ho anao
Tena tiko no sady mamiko
Fa fitiavana ,fitiavana vaovao
Omaly tsy miova izany fikasako
Hiara dalana aminao mandrakizay
Tsy ho anio ihany ,fa ho lamban'akoho
N'a misedra ady aza ny fo,mifampiankin-Doha
ilawjay Ref:
--------
Link:
